| Entry | 1 fitsentsefana |
| Root | 2 tsentsitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
5 Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1] |
| Explanations in French |
6 absorption, exploitation
[1.13] |
| Updated on 2025/11/13 |
|