|
|
|
|

Entry1 fitsembohana
Root  2tsemboka
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Fisasarana, fisahiranana mafy dia mafy: Aiza ka dia ho very maina ny fitsembohako tamin' ny nanabe azy? [1.1]

Updated on 2025/09/12