| Entry | 1 fitsararaka |
| Root | 2 tsararàka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny akanga mitsararàka, feon' ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan' ny akanga ve ianao? [1.1] |
| Vocabulary | 5 Zoology: (in general) |
| Updated on 2025/09/12 |
|