| Entry | 1 fitsarapahana |
| Root | 2 tsarapaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty
[1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|