|
|
|
|

Entry1  fitsapahana
Root  2 tsapaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka
5 Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra
6 Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1]

Updated on 2025/09/12