|
|
|
|

Entry1  fitsangantsanganana
Root  2 tsangantsangana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly
5 Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana [1.1]

Updated on 2025/09/12