|
|
|
|

Entry1  fitsaharana
Root  2 tsahatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha.
5 Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana. [1.1]
Explanations in English  6 a pause, rest. [1.7]
Explanations in French  7 pause, repos. [1.8]
Examples  8  Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472#]
9  Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895#]
Article  10 Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11 fitsaharana, 12 tsara fanahy, tsarafanahy

Updated on 2025/11/12