| Entry | 1 fitsahana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[fitsahaña]
3 fitana
[Sihanaka]
[1.78] 4 fitana rano [Taimoro] [1.78] 5 fitana (rano tetezana, ets), toerana fitana amin'ny vavarano [Tanala] [1.78] 6 fitana [Tanosy] [1.78] 7 toerana fiampitana rano [1.13] |
| Explanations in French |
8 gué
[1.13] |
| Synonyms | 9 fitsaha |
| Updated on 2025/09/12 |
|