| Entry | 1 fitsabo |
| Root | 2 tsabo |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
5 Azo tsaboina [1.1] |
| Examples |
6 Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
[2.424#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|