| Entry | 1 fitrotrongy |
| Root | 2 trotrongy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|