|
|
|
|

Entry1  fitrosinana
Root  2 trosina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay.
5 Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany.
6 Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' itỳ zaza itỳ amin-dreniny.
7 Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina. [1.1]
Explanations in French  8 l'action de dégringoler, de demander. [1.3#746]

Updated on 2025/09/12