| Entry | 1 fitrongy |
| Root | 2 trongy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera....
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|