Entry fitrohana (troka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [Rajemisa 1985]
French definition aspiration, absorption [SLP 1986]

2009/11/06