| Entry | 1 fitroarana |
| Root | 2 troatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|