|
|
|
|

Entry1  fitrikitriky
Root  2 trikitriky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany
5 Toetran' ny tany mikitoantoana [1.1]
Synonyms  6 fitrikatrika

Updated on 2025/09/12