|
|
|
|

Entry1  fitranitrany
Root  2  tranitrany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1]

Anagrams  5 firantiranty, 6 fitranitrany

Updated on 2025/09/12