|
|
|
|

Entry1  fitrangana
Root  2 tranga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
5 Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
6 Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
All compound words  7  3 combinations of this word

Anagrams  8 fanatringa, fitrangana

Updated on 2025/11/09