| Entry | 1 fitrabarana |
| Root | 2 trabaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1] |
| Synonyms | 5 fitrabahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|