|
|
|
|

Entry1  fitosahana
Root  2 tosaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitobahana betsaka indray mandeha; fahavakiana: Tsy hita holazaina ny fitosahan' ny voankazo eo an-tsena ankehitriny izao [1.1]
All compound words  5 refim-pitosahana

Anagrams  6 fitosahana, 7 fitsaohana, 8 fitsoahana, 9 tafahosina

Updated on 2025/11/09