|
|
|
|

Entry1  fitory
Root  2 tory
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra
5 Azo torina [1.1]
Examples  6  Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny. [2.356#]

Anagrams  7 fitory, 8 tifiro

Updated on 2025/09/12