| Entry (1/2) | 1 fitoroka |
| Root | 2 toroka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [Tanala]
[1.78] 5 Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1] |
| Explanations in French |
6 ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [1.3] |
| Entry (2/2) | 7 fitoroka |
| Root | 8 toroka |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [1.1] |
| Explanations in French |
11 bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [1.3] 12 chevron [1.13] |
| Vocabulary | 13 Economy: buildings, public works |
| Anagrams | 14 fitoroka, 15 otrik' afo |
| Updated on 2025/09/12 |
|