| Entry | 1 fitorohana |
| Root | 2 toroka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [Tanala] fiampangana
[1.78] 5 Fanendrikendrehana amin' ny zavatra tsy natao, fiampangana tsy marina: Tsy avelako ianao amin' ny fitorohanao ahy ho naka ny firavakao [1.1] |
| Anagrams | 6 fihotroana, 7 firohotana, fitorohana |
| Updated on 2026/02/04 |
|