Entry fitoriana (tory)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [Rajemisa 1985]

Entry fitoriana (tory)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [Rajemisa 1985]

Entry fitoriana (tory)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [Rajemisa 1985]

Entry fitoriana (tory)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [Rajemisa 1985]
English translation   an accusation [Hallanger 1973]
French translation   celui qu'on peut accuser auprès des juges [Abinal 1888]
   accusation [Hallanger 1974]

Updated on 2009/10/27