| Entry | 1 fitontonana |
| Root | 2 tontona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany
[1.1] |
| Anagrams | 5 fiantontona, 6 fitontonana |
| Updated on 2025/09/12 |
|