| Entry | 1 fitontona |
| Root | 2 tontona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|