|
|
|
|

Entry1  fitongilanana
Root  2 tongilana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ
5 Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona
6 Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany [1.1]
Explanations in French  7 inclinaison [1.13]

Updated on 2025/11/17