|
|
|
|

Entry1  fitondraka
Root  2 tondraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ
5 Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! [1.1]

Anagrams  6 fandrotika, fitondraka

Updated on 2025/09/12