| Entry | 1 fitondrahana |
| Root | 2 tondraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity.
5 Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona. [1.1] |
| Anagrams | 6 fihondratana, 7 fitondrahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|