Entry | 1 fitokanana |
Root | 2 tokana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. [1.1] |
Explanations in English |
5 isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: [1.7] |
Explanations in French |
6 isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana [1.8] |
Examples |
7 tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako;
[2.59#]
8 Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa. [2.472#] |
All compound words |
|
Anagrams | 11 fikatonana, 12 fikotanana, 13 fitakonana, 14 fitokanana, 15 tafaonkina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |