| Entry (1/2) | 1 fitokana |
| Root | 2 toka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Firariana hahery na fanozonana ho resy:
5 Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fitokana |
| Root | 7 tokana |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy
[1.1] |
| Anagrams | 10 fiantoka, 11 fikatona, 12 fikotana, 13 fitakona, fitokana, 14 fitonàka |
| Updated on 2025/11/17 |
|