| Entry | 1 fitoforana |
| Root | 2 tofotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fidònana, fipòhana: Ny fitoforan' ilay lakana tamin' ny harambato no nahavaky azy [1.1] |
| Anagrams | 5 fifotorana, 6 firofotana, 7 fitoforana, 8 tafoforina |
| Updated on 2025/09/12 |
|