|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitodika
Root  2 todika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitodika, izany hoe mihodina, na miherika [1.1]
Explanations in French  5 Manière de tourner la tête [1.3#706]

Entry (2/2)6  fitodika
Root  7 todika
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 endrika isehoan'ny fehezanteny araka ny firafitry ny enti-milaza sy ny isan'ny vanin'ny fehezanteny kely indrindra [1.13]
Explanations in French  10 voix [1.13]
Vocabulary  11  Linguistics
All compound words  12  12 combinations of this word

Updated on 2025/11/09