|
|
|
|

Entry1  fitobatoba
Root  2 tobatoba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1]
Synonyms  5 fitobatobana

Updated on 2025/09/12