|
|
|
|

Entry1  fitobahana
Root  2 tobaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
5 Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro [1.1]
Synonyms  6 fitobaka

Updated on 2025/09/12