Entry | 1 fitifitra |
Root | 2 tifitra |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika Azo tofirina [1.1] |
Examples |
5 Nahitsy kendry ilay kavia fitifitra, ka mba voany tsara ihany koa ny anjara olony.
[2.472#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |