Entry fiteza (teza)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny zavatra miteza, izany hoe mipetaka mahitsy, henjana [Rajemisa 1985]

Entry fiteza
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] mpanompo, mpiasa an-trano [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06