|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitetika
Root  2 tetika
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika
5 Azo tetehina [1.1]

Entry (2/2)6  fitetika
Part of speech  7  noun
Explanations in French  8 grand couteau ; bêche. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  9 fitetiky

Updated on 2025/09/12