Entry | 1 fiteronterona |
Root | 2 teronterona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |