| Entry | 1 fitepotepoana |
| Root | 2 tepotepo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1] |
| Explanations in French |
5 pulsation [1.13] |
| Synonyms | 6 fitepotepo |
| Updated on 2025/09/12 |
|