Entry | 1 fitarainana |
Root | 2 taraina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody. Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [1.1] |
Explanations in English |
5 [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint. [1.2] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |