Entry fitanondrika (tanondrika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23