| Entry | 1 fitanika |
| Root | 2 tanika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
5 Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 finitaka, fitanika, 9 tinafika |
| Updated on 2025/12/08 |
|