|
|
|
|

Entry1  fitango
Root  2 tango
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
5 Azo tangosana. [1.1]

Anagrams  6 fangito, fitango, 7 fongaty

Updated on 2025/11/17