|
|
|
|

Entry1  fitangitrihana
Root  2 tangitrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
5 Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [1.1]

Updated on 2025/11/17