|
|
|
|

Entry1 fitanehana
Root  2tanika
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Examples  5 Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Article  6Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  7 fehi-tanana, 8 fehy tanana, 9 fitanehana

Updated on 2025/09/12