|
|
|
|

Entry1  fitambotsorana
Root  2 tambotsotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
5 Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
6 Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny. [1.1]
Explanations in English  7 a decline in position or dignity [1.7]
Explanations in French  8 diminution, déclin, action de reculer [1.8]

Updated on 2025/12/08