|
|
|
|

Entry1  fitambezoana
Root  2 tambezo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [1.1]
Synonyms  5 fitambezonana

Updated on 2025/11/17