Entry fitalapetrahana (talapetraka (petraka))
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [Rajemisa 1985]
French definition l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [Abinal 1888]

2019/10/11