| Entry (1/2) | 1 fitaky |
| Root | 2 faky |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitaky na maka ny an'ny tena (na trosa na zavatra nindramina): Manao fitahin'adalo.
5 Azo takina [1.1] |
| Explanations in French |
6 tromperie
[Taisaka]
[1.82] |
| Entry (2/2) | 7 fitaky |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 fipetraka
[Taisaka]
[1.78] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 11 fatiky, fitaky, 12 tifika |
| Updated on 2025/11/17 |
|