| Entry | 1 fitakolahana |
| Root | 2 takolaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|